Teny iditra tsy am-bady (tsy, any, vady)
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana frantsay sans époux, sans épouse, célibataire [Abinal 1888]
Voambolana 
Ohatra Nisy trano natao honenan' ny maromadinika tsy am-bady sahala aminy tao Ambohibe. [Andraina: Mitaraina, takila 68]

2016/07/31