|
|
|
|

Teny iditra1  tsy amboa tsy lambo
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] tokana irery tsy mana-namana; ilazana ny singan-drery tsy misy mpanampy na miaraka, na dia alika na lambo iray aza
Singan-teny  4  tsy, amboa, lambo

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07