Teny iditra tsy foy (tsy, foy)
Sokajin-teny kambanteny
Fitokoavana Teny na kambanteny hita ao aminy: foy
Ohatra 
1Tsy foy nariana akory ny ravi-koba raha tsy ny ampitso maraina. [2.470]
2Ny tranon'Andrianampoinimerina teo aloha felatanan' Andrianampoinimerina ka tsy foy ho simba, tovanana no mahatsara azy [2.48]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31