Teny iditra tsy hita avanavana (tsy, hita, avanavana)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy any amin' ny lavitra dia lavitra mila tsy azon' ny saina eritreretina, lalina mangitsokitsoka, tsy manam-petra, tsy hita lany [Rajemisa 1985]
Fandikana anglisy used of something that is unique. [Richardson 1885]
Fandikana frantsay innombrable [Abinal 1888, Rajaonarimanana 1995]
 complètement invisible, incompréhensible [Abinal 1888]
Ohatra tafasidina tsy hita avanavana tamin' ny fisavasavany ny marina sy ny tsara tsy misy tomika [Rahajarizafy: Filozofia, takila 19]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31