Teny iditra tsy hita polopolorina (tsy, hita, pololotra)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy lalina mangitsokitsoka, tsy manam-petra, tsy hita lany [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay completement invisible, incompréhensible [Abinal 1888]
Famaritana frantsay L' eau est si profonde qu' on ne peut pas en trouver le fond [Veyrières 1913]
Teny mitovy hevitra tsy hita popoka
Ohatra fa fahendren'Andriamanitra no torinay, dia fahendrena lalina tsy hita polopolorina, izay voatendrin'Andriamanitra talohan'izao tontolo izao hampahazo voninahitra antsika; [Baiboly: 53:002:007/Korintiana I 2:7..]

2017/07/21