Teny iditra tsy ho vaky bilady anie! (vaky, bilady, anie)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy tsy hanan-java-mahory anie! hieren' ny loza anie! [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay puissiez-vous n’avoir rien à souffrir! [Abinal 1888]

2015/10/29