Teny iditra | 1 tsy ... intsony |
Sokajin-teny | 2 kambanteny |
Singan-teny | 3 tsy, intsony |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.5] ne ... plus |
Ohatra |
5 [2.4] tsy|intsony misy tsy|intsony!
6 [2.528] tsy|intsony ho ela tsy|intsony. 7 [2.471] tsy|intsony mandre tsy|intsony aho. 8 [2.643] tsy|intsony misy tompo sy mpanompo tsy|intsony. 9 [2.895] Torana izy ary tsy|intsony nahatsiaro tena tsy|intsony. |
Fivaditsoratra | 10 itsintsino, notsitsiny, tsy ... intsony |
Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29 |
![]() |