|
|
|
|

Teny iditra1  tsy laitran' ny aretina
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.13] tsy andairan'ny aretina intsony noho ny fiarovana azony
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.13] immunisé
Voambolana  5  Fahasalamana
Singan-teny  6  tsy, laitra, aretina

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07