Teny iditra | tsy lian-tsofina | ||
Singan-teny | tsy ; lian-tsofina | ||
Sokajin-teny | kambanteny | ||
Fanazavàna teny frantsay | Qui apprend le premier la nouvelle [1.3] | ||
Ohatra | Nataoko tsiliantsofina tamin' dRaboto ny faniriako hividy volamena sy vatosoa
[2.471] | ||
Kamban-teny |
| ||
Tsipelina hafa | tsiliantsofina | ||
Nohavaozina tamin' ny 2023/11/20 |