Teny iditra tsy mahalala lahy (tsy, lala, lahy)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy enti-milaza ny zazavavy mbola tsy mahafantatra ny filan' ny nofo teo amin' ny firaisana [Rajemisa 1985]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31