Teny iditra tsy mahaleo ny sarany ny vidiny (tsy, leo, sara, vidy)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy enti-milaza ny zavatra izay mihoatra noho ny vidiny ny vola nikarakarana azy [Rajemisa 1985]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31