Teny iditra tsy maharitra ny mena miraviravy
Singan-teny tsy ; maharitra ; mena ; miraviravy
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Tsy maharitra amin' ny zavatra tsiriritina mafy fa dia raikitra mihinana [1.1]
Tovy hevitra tsy mahari-boankena

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/23