Teny iditra tsy mahasehaka
Singan-teny tsy ; mahasehaka
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Tsy mahaleo amin' ny ady, na mangina tsy mahateny nony mifamaly am-bava [1.1]
Ohatra 
1Ny fitiavam-bola anefa raha tsy, impitony tsy mahasehaka mihitsy. [2.499]
2Sisan' ny nampiasaina tamin' ny Ady lehibe voalohany ireo, ka tsy ny fifandonana loatra tsy akory no nantenaina taminy, fa ny ho fanampitosika sy mpandrava tantara raha ohatrohatra ka tsy mahasehaka ny mpamely, ary ho mpiaro vodilaharana kosa raha voatery hihemotra ny tafika. [2.472]

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/12