Teny iditra tsy manana hazondamosina
Singan-teny tsy ; manana ; hazon-damosina
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza olona tsy manan-tsitrapo hijoro amin' ny heviny na amin' izay tiany, tsy manana hevitra ijoroana fa manaraka ny an' ny hala hatrany [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/26