|
|
|
|

Teny iditra1  tsy manan-dray
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] enti-milaza ny zaza tsy fantatra ny ray niteraka azy
Singan-teny  4  tsy, manana, ray
Mpanahaka  5  zazasary, zazatsisyray, zanadranitra, zanakaanelakelatrano

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/12