|
|
|
|

Teny iditra1  tsy manan-dray
Singan-teny  2  tsy, manana, ray
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] enti-milaza ny zaza tsy fantatra ny ray niteraka azy
Mpanahaka  5  zazasary, zazatsisyray, zanadranitra, zanakaanelakelatrano

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/12