Teny iditra | 1 tsy mandray ravin-deno |
Singan-teny | 2 tsy, mandray, ravin-deno |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] enti-milaza zazavavy na vehivavy tsy te hisahirana amin' ny fanaovan-taozavatra enti-milaza ny olona mpanankarena tsy mety hitakosina amin' ny raharaha ambanimbany |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.196] L'expression populaire : tsy mandray ravin-deno (souvent prononcée par confusion ravin-deno), qui veut dire littéralement « ne pas prendre avec la main les feuilles utilisées à la préparation du mordant », a pris le sens de : ne pas vouloir se salir les mains, avoir le mépris du travail manuel. On l'emploie surtout pour les femmes et les jeunes filles. |
Tovy hevitra | 6 tsy mandray ravin' avaratra |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/10 |
![]() |