|
|
|
|

Teny iditra1  tsy mataho-tody
Singan-teny  2  tsy, matahotra, tody
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] olon-dratsy tokony hatahorana satria tsy matahotra ny hanao ratsy anao izy noho izy tsy matahotra tody

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/12