Teny iditra matahotra (tahotra)
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   Mahatsiaro ny tena ho manahinahy eo anoloana na eo am-pieritreretana loza iray na olona na zavatra tsy sahy hatonina: Matahotra an-drainy mafy Isambilo fa nisy ratsy nataony
Mitovy hevitra: an-koditra ~ an-tenda ny aina ~ kasoka ~ kenda ~ mamafy ketsa ~ manahy ~ manahy velona ~ manambadi-po ~ manangambovona ~ mandry an-driran' antsy ~ mandry an-driran-defona ~ mandry tsirangaranga ~ mandry tsy lavo loha ~ mangitakitaka ~ mangorohoro ~ mangovitra ~ midobodoboka ambavafo ~ mifihifihy ~ mihararetra ~ mihena velona ~ mihendratra ~ miholy ~ mihorohoro ~ mihoron-kodidoha ~ mihoron-koditra ~ mihotakotaka ~ mikoso-maso ~ mimalo ~ mipararetra ~ miraika ~ miraikibolomaso ~ miritra aina ~ mitaintaina ~ mitebiteby ~ mitsangam-bolo ~ mivadika ambavafo ~ raiki-tahotra ~ ranga ~ rano andravina ~ tai-dava ~ taibombona ~ tora-kovitra ~ tsiravina ~ velona ahiahy [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy   to be afraid of [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay   craindre, être craintif [Hallanger 1974]
Ny bikany  
matahotra
mataho-
natahotra
nataho-
hatahotra
hataho-
Teny nalaina  

Nohavaozina tamin' ny 2017/01/20