Teny iditra tsy matanjaka (tsy, matanjaka)
Sokajin-teny kambanteny
Fitokoavana Teny na kambanteny hita ao aminy: farary ~ malemy
Ohatra Ny vitsika dia firenena tsy matanjaka, Nefa manangona ny haniny amin'ny fahavaratra izy; [2.996]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31