Teny iditra | 1 tsy maty manota |
Sokajin-teny | 2 kambanteny |
Ohatra |
3 [1.38] Nomena tombon-tsoa betsaka izy teo amin' ny mpiara-monina, ary nalahatra ho toy ny «tsy maty manota» tamin' ny zavatra maro loha. 4 [4.27] Tsy misy afa-tsy antony tokana ihany no mampisy ny olona tsy maty manota: |
Singan-teny | 5 tsy, maty, manota |
Fivaditsoratra | 6 tsimatimanota, tsy maty manota |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/12 |
![]() |