Teny iditra | 1 tsy midi-drova |
Singan-teny | 2 tsy, miditra, rova |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 enti-milaza ireo zavatra na olona norarana tsy hididrova; maro tokoa ireo toy ny zava-maranitra (fiadiana) ny olo-meloka, ny hena ratsy, ny toaka sy ny rongony tamin' ny andron' Andrianampoinimerina [1.1] |
Nohavaozina tamin' ny 2023/08/02 |