Teny iditra | 1 tsy mihontsina |
Sokajin-teny | 2 kambanteny |
Fitokoavana |
3 olona tsy mandarà [1.1#2] |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.3] inerte, qui ne bouge pas, ne se trouble pas, qui fait le sourd |
Ohatra |
5 [2.996] nefa miaritra izy tsy mihontsina amin'ny hafanan'ny fatam-panefeny |
Singan-teny | 6 tsy, mihontsina |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |