Teny iditra | 1 tsy mihontsina |
Singan-teny | 2 tsy, mihontsina |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fitokoavana |
4 olona tsy mandarà [1.1#2] |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3] inerte, qui ne bouge pas, ne se trouble pas, qui fait le sourd |
Ohatra |
6 nefa miaritra izy tsy mihontsina amin'ny hafanan'ny fatam-panefeny [2.996] |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |