Teny iditra | 1 tsy miraika |
Sokajin-teny | 2 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] ne pas s'émouvoir, ne pas réagir |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] to be unperturbed, to be unimpressed |
Ohatra |
5 [2.324] Aza matahotra foana anefa hianao, fa raha misy mikasika anao, raha tsy ny aiko no lasa, na dia hisy ra hakitrokely aza, tsy miraika aho. |
Singan-teny | 6 tsy, miraika |
Kamban-teny |
|
Fivaditsoratra | 8 mitakasiry, tsy miraika |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |