|
|
|
|

Teny iditra1  tsy mitandro hasasarana
Singan-teny  2  tsy, mitandro, hasasarana
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny anglisy  4  to work hard and disregard fatigue [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5  travailler ferme sans tenir compte de la fatigue [1.8]
Ohatra  6  tsy nitandro hasasarana ianareo fa tonga hatraty an-tany lavitra atý [1.1]
7  Nefa kosa zazavavy mahery fo izy, ka tsy nitandro hasasarana, tsy nihevitra ny tenany [2.324]

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/18