Teny
Anarana
Eva
Fitenim-paritra
Voambolana
Sokajin-teny
Fototeny
Sampanteny
Ohabolana
Haianarantany
Rakibolana
Fitsipi-pitenenana
Lahatsoratra
Fafana sy Tsanganana
Sary
Bibliôgrafia
Habaka
Takila fandraisana
Mpiara-miasa
Fanontaniana
Fiovàna
|
|
|
|
Teny iditra
tsy
miteny
tsy
mivolana
(
tsy
,
te
ny
,
vo
lana
)
Sokajin-teny
fomba fiteny
Famaritana malagasy
miziriziry tsy miteny na dia indraim-bava aza
[
Rajemisa 1985
]
Mpanahaka
tsy mahateny tsy mahavolana
Ohatra
1
Nifampijery foana teo izy mirahalahy,
tsy niteny
tsy nivolana
, fa samy lasa lavitra ny eritreriny
[
Rajohanesa: Kintana
]
2
Tsy niteny
tsy nivolana
I Katy
[
Rakotonandrasana: Tantsaha
]
3
Mitsangàna, miakara isika hamely an'ireny, fa efa hitanay ny tany, ka indro fa tany soa indrindra, ka no mipetraka eo foana
tsy miteny tsy mivolana
hianareo?
[
Baiboly
:
7:018:009/Mpitsara 18:9..
]
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31