|
|
|
|

Teny iditra1  tsy ... na aiza na aiza
Singan-teny  2  tsy, na aiza na aiza
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3] nulle part: Tsy hita na aiza na aiza izy (On ne le voit nulle part)
5  [1.5] ne ... nulle part
Ohatra  6  tsy|na aiza na aiza maniry tsy|na aiza na aiza afatsy|na aiza na aiza eto Madagaskara hiany izy ireny [1.357#9]
7  ny Mpanjakan'i Madagasikara tsy|na aiza na aiza mamarin' olona andafin-dranomasina tsy|na aiza na aiza. [2.366#376]
8  Fa tsy misy tany tsy<'>na aiza na aiza! [2.298#27]

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07