Teny iditra tsy nisy andro nihiratra androany
Singan-teny tsy ; misy ; andro ; mihiratra ; androany
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Ilazana andro merika na morana tsy nahitana hazavan' ny masoandro akory manontolo andro [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/18