| Teny iditra | 1 tsy roa aman-tany |
| Singan-teny | 2 tsy, 3 roa, 4 amana, 5 tany |
| Sokajin-teny | 6 kambanteny |
| Ohatra |
7 Idada sy neniny, hono, no nanomana lanonana tsy roa aman-tany toy izao.
[2.470#71]
8 Zava-dehibe taminy izany, hafaliana tsy roa aman-tany, ka tsy tanany ny ranomasony. [2.472#157] |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/02/26 |
|