Teny iditra | tsy rony tsy ventiny (tsy, ro, venty) | |
Sokajin-teny | fomba fiteny | |
Famaritana malagasy | enti-milaza hatezeran' olona iray izay tsy misy antony tokony ho nahatonga azy akory; tsy hita akory izay antony [Rajemisa 1985] | |
Voambolana | Ontam-po | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |