Teny iditra | 1 tsy tambo |
Singan-teny | 2 tsy, tambo |
Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.3] si nombreux, si grand, si profond qu'on ne peut... |
Ohatra |
5 avy no mikoy: " tsy tambo holazaina daholo! [2.296#108] 6 tsy tambo lehitsy, ry Goaibe fa aoka izay a! [2.643#72] 7 tsy tambo ny resaka rahefa izahay roa lahy no tafaraka. [2.5] 8 tsy tamboko hovelomina ny zanako (Mes enfants sont si nombreux que je puis à peine les nourrir) [1.3] 9 tsy tambonay holazaina ny soa nataonao (Nous sommes incapables de dire le bien que vous avez fait) [1.3] |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 14 Ohabolana misy io teny tsy tambo io |
Fivaditsoratra | 15 tsytambo, tsy tambo |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/07 |
![]() |