|
|
|
|

Teny iditra1  tsy tian-drofy
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] teny atao amin' ny zaza raha mievina mba tsy hahavoan' ny aretina azy
Singan-teny  4  tsy, tia, rofy
Tovy hevitra  5  afa-drofy
Ohabolana  6  Ohabolana misy io teny tsy tian-drofy io

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/10