Teny iditra tsy vaky afero (tsy, vaky, afero)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy olona tsy mahalala menatra na kely ara; olona lany henatra; tsy menatra, tsy valahara [Rajemisa 1985]
Teny mitovy hevitra tsy vaky atatra

2012/10/03