Teny iditra tsy vaky atatra (tsy, vaky, atatra)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy olona tsy mahalala menatra na kely ara; olona lany henatra [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay impudent, éhonté [Abinal 1888]
Tsipelina hafa 
Teny mitovy hevitra tsy vaky afero
Teny mifanohi-kevitra 
Ohatra Araka ny filazany, dia olon-dratsy sy tsy vakiatatra daholo ireny olona ireny. [Andraina: I Vola, takila 73]

2014/10/26