Teny iditra tsy valahara (tsy, valahara)
Sokajin-teny fomba fiteny
Fandikana frantsay not restrained, not well ordered in behaviour, impudent, shameless, romping [Abinal 1888]
Fandikana anglisy shameless, impudent [Hallanger 1973]
Fandikana frantsay hardi, éhonté, effronté [Abinal 1888]
 éhonté, effronté [Hallanger 1974]
Ohatra 
1Ededena ny olona tsy valahara [Rajemisa 1985]
2Olona tsy vanona sy tsy valahara mianakavy, hoy izy nony vizana ka nijanona. [Andraina: Mitaraina, takila 58]
3Ilay namonjy antsika ve hamela iny zazavavy madio iny holotoin'ireo olon-tsy valahara? [Rajohanesa: Kintana]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31