Teny iditra vadina (vady)
Sokajin-teny matoantenin' ny atao
Famaritana malagasy Alaina ho vady: Zazavavy tsy azo vadina iny fa ratsy toetra izaitsizy [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay Qu’on épouse: Tsy azonao vadina io zazavavy io (Vous ne pouvez pas épouser cette jeune fille) [Abinal 1888]
Endriteny 
vadina
vadiko
vadinao
vadiny
vadintsika
vadinay
vadinareo
vadin'
vadin-
vadim-
vadi-
novadina
novadiko
novadinao
novadiny
novadintsika
novadinay
novadinareo
novadin'
novadin-
novadim-
novadi-
hovadina
hovadiko
hovadinao
hovadiny
hovadintsika
hovadinay
hovadinareo
hovadin'
hovadin-
hovadim-
hovadi-
vadio
Ohatra Raha izany no azo vadina, dia ho vita i Menabe! [Randriamamonjy: Ombalahibemaso]
Teny nalaina 

Nohavaozina tamin' ny 2019/09/15