Teny iditra vadin-koditra
Singan-teny vady ; hoditra
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Tsy misaraka amin' ny hoditra, tsy azo sarahina (ny aretina dia tandra vadin-koditry ny olombelona) [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Qui va avec la peau
Inséparable [1.3]
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/01