|
|
|
|

Teny iditra1  vadintany ambony
Singan-teny  2  vadintany, ambony
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] vadintany tsy misaraka amin' ny mpanjaka miara-midinika aminy ny ady tonga eo andRova, mitondra ny teniny ary mamaky heloka ny olona

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07