Teny iditra | vady amboarina | |
Singan-teny | vady ; amboarina | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Enti-milaza ny zanak' olo-mpirahalahy na havana akaiky ampifanambadina, na tsy sitrany ara, mba tsy hivoaka ny harena [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Enfants issus de frères ou de proches parents que la famille marie ensemble, afin d'empêcher les biens de passer à une autre famille [1.3] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/01 |