Teny iditra | vady enti-doloha | |
Singan-teny | vady ; entina ; loloha | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Vehivavy alain' ny rahalahim-badiny ho vady raha maty ny vadiny [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Veuve épousée par son beau-frère [1.3] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/01 |