Teny iditra | 1 vady enti-doloha |
Singan-teny | 2 vady, entina, loloha |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] vehivavy alain' ny rahalahim-badiny ho vady raha maty ny vadiny |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3] veuve épousée par son beau-frère |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |