Teny iditra | vady kely | |
Singan-teny | vady ; kely | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Ny vady farany amin' ireo vadin' ny lehilahy mampirafy [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | A junior or youngest wife of a polygamist [1.2] | |
Fanazavàna teny frantsay | La dernière femme épousée par un polygame [1.3] | |
Ohabolana | Ohabolana misy io teny vady kely io | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/01 |