|
|
|
|

Teny iditra1  vady kely
Singan-teny  2  vady, kely
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] ny vady farany amin' ireo vadin' ny lehilahy mampirafy
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2] a junior or youngest wife of a polygamist
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.3] la dernière femme épousée par un polygame
Ohabolana  7  Ohabolana misy io teny vady kely io

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/01