|
|
|
|

Teny iditra1  vahatry ny aina
Singan-teny  2  vahatra, aina
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] teny ilazana am-pitiavana ny zanaka na ny olon-tiana na iza na iza
Ohatra  5  Tsy misy ny vahatry ny aina
fa ny tiana no vahatry ny aina
[2.131]
Mpanahaka  6  menakynyaina, silakynyaina, singotrynyaina

Nohavaozina tamin' ny 2023/03/27