Teny iditra | 1 vahobahotra |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Fanazavàna teny frantsay |
3 [1.3#800] [duplicatif] |
Ohatra |
4 [2.69#] Nony inona, nandroso ihany ny hanoanany, ka vahobahotra ny lohaliny, dia niala-janona kely izy. 5 [2.324#] Izany no teniny sady vahobahotra ny vavany, ny nifiny niady sy nikitroka ary ny tenany rehetra nihinjitrinjitra. |
Fototeny | 6 vahotra |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |