|
|
|
|

Teny iditra1  vahotra
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Mionkina ny hozatra ka tsy mahahetsika, na noho ny hatsiaka na noho ny hatairana: Amin' izao fahalasanan' ny havana tampoka izao, vahotra ny lela.
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.7] benumbed
perplexed
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3, 1.8] engourdi
confus
6  [1.3] transi, crispé par le froid
fig. stupéfié, saisi de crainte, troublé, embarrassé, confus
Ohatra  7  nefa voafatotra ny saiko, ary vahotra ny tanako, ka tsy naharaka ny fihetsehan'ny foko. [2.324]
Sampanteny 
8  Matoantenin' ny mpanao :
9  Matoantenin' ny iharana :
10  Matoantenin' ny fameno :
11  Anarana :
12  Mpamaritra :

Fivaditsoratra  13  haavotr, hovatra, vahotra, vohatra

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31