|
|
|
|

Teny iditra1  vakim-bola
Singan-teny  2  vaky, vola
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] sombintsombin' ny vola farantsa izay novakina taloha
Fanazavàna teny frantsay  5  [2.415#6631] Morceaux d'argent coupé. Les fragments de la pièce coupée en morceaux
Voambolana  6  Toe-karena: ara-bola ary fitantanana
Tsipelina hafa  7  vakivakimbola

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/12