Teny iditra vakim-pileovana
Singan-teny vaky ; fileovana
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny frantsay Sous-préfecture [1.8]
Ohatra Miasa eo ambany fiahian' ny solontenam-panjakana na ny lehiben' ny boriborintany ara-panjakana ny lehiben' ny kartie: ny lehiben' ny vakimpileovana no manendry azy, ary maro ny andraikitra sahaniny izay itovizany amin' ny lehiben' ny faribohitra. [4.27]

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/12