Teny iditra | 1 Vakinisisaony |
Singan-teny | 2 vaky, Sisaony |
Sokajin-teny | 3 anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana] |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.11] un des six territoires de l'Imerina du temps d'Andrianampoinimerina et qui comprend le haut bassin de la Sisaony avec les villages d'Ambohimiadana, Andramasina, Tsiafahy, Behenjy, Alasora... |
Voambolana |
5 Haitoetany: firenena, foko |
Tsipelina hafa | 6 vakinisaony |
Mpanahaka | 7 imerinaenintoko, avaradrano, marovatana, ambodirano, vonizongo, vakinankaratra |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/12 |
![]() |